Entry | 1 eny ho eny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny na ombieny ombieny: Rakotra zava-maitso ny tanety rehefa lohataona ary misy voninkazo dia maniry eny ho eny |
Elementary words | 4 eny, ho |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |