Entry (1/3) | 1 embona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fahatsiarovana amin' alahelo olona na zavatra (toy ny tanàna na tany) noho ny fitiavana: Anisan' ny fihetseham-po mamelovelo so am-pony embona ny tanindrazana [1.1] |
Explanations in English |
4 sigh [1.209] |
Explanations in French |
5 regret 6 soupir poussé en songeant à une personne ou à un objet chéri, absent ou perdu [1.3] |
Examples |
7 Hita mifaritra mazava ny azy ny embona. [2.314] 8 Tsy tana ny embona : " Vitsika momba kitay, hoy Jean Narivony, ka manimanina ny any aminay! [2.356] 9 Izay no voalohany nandehanan' ny sainy tany amin' i Sahondra, dia ohatra ny nisy embona nifangaro hatezerana nibosesika tao am-pony. [2.529] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Derivatives |
|
Analogs | 15 hanina |
Titles |
|
Entry (2/3) | 17 embona |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 flotter [Tankarana]
[1.19] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 22 Embona |
Elementary words | 23 embona |
Part of speech | 24 name (poem title) |
Vocabulary |
25 Literature: poems |
Author |
26 Razafindrafidy Bien-Aimé |
Tables and plates |
27 Full list |
Anagrams | 28 ambeno, ambone, añombe, bomena, Embona, embona, mañebo, ambeno, ambone, añombe, bomena, Embona, embona, mañebo |
Updated on 2023/10/26 |