|
|
|
|

Entry1  efa milalotra ery ianao izany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana
Elementary words  4  efa, milalotra, erỳ, ianao, izany

Updated on 2024/12/07