Entry | 1 diam-panorona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona |
Explanations in English |
4 [1.2] [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona |
Examples |
5 [1.381#] ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo. 6 [2.245#] Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. |
Vocabulary |
7 Game |
Elementary words | 8 dia, fanorona |
Compound words |
|
Anagrams | 10 ampandroinao, diam-panorona |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |