Entry | 1 bolitika |
Root | 2 bitika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Jereo biLItika#mg.aj [1.1] |
Explanations in English |
5 small, minute, extremely little. See biLItika#mg.aj, biRItika#mg.aj, boRItika#mg.aj, KItika#mg.aj [1.2] |
Examples |
6 Ity farihinareo ity dia sombiny kely bolitika, fa any ambony any dia tany maina makadiry [1.251] 7 Nony ampitso dia tonga 6 ny mpianatra, vetivety foana dia tonga 16, ka feno hatreny am-baravarana ilay Sekoly, fa efitrano kely bolitika. [2.649] |
Updated on 2023/04/09 |