Entry (1/3) | 1 kitika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanohinana kely. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 6 kitika |
Part of speech | 7 adjective |
Explanations in Malagasy |
8 Kely bitika, madinika tokoa [1.1] |
Explanations in English |
9 thin; frayed; tiny [1.7] |
Explanations in French |
10 très petit, très menu, un atome [1.3] 11 mince; râpé; minuscule [1.8] |
Examples |
12 Ny tena hatina dia avy amin' ny bibikely kitika mitarehin-drere, ka manana tongotra valo. [1.38] |
Entry (3/3) | 13 kitika |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo [1.1] |
Synonyms | 16 kitikitika |
Updated on 2020/07/31 |