Entry | 1 bitika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo. 4 Kely sy bitika: enti-milaza am-panetren-tena ny toetran' ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika atỳ anaty ala atỳ 5 (Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin' ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...) [1.1] |
Explanations in English |
6 diminutive, extremely small, a jot, a morsel, an atom. [1.2] 7 diminutive, tiny; cf. kitika [1.7] |
Explanations in French |
8 très petit [1.3, 1.8] 9 une quantité infime, chétif [1.3] |
Examples |
10 Lay ony kanefa he'ty fiandohany / Mba kely ny bitika saro-jahana. [1.267] 11 Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470] 12 Ka inona anefa no mety ho vitanay kely sy bitika ity amin' izany? [2.285] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 16 bititika |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word bitika |
Updated on 2020/07/31 |