Entry | 1 habetsahana |
Root | 2 betsaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana [1.1] |
Explanations in English |
5 a number or quantity [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 la multitude, l'abondance [1.3] 7 nombre, quantité [1.8] |
Examples |
8 Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana [4.27#] 9 Ny lalàna no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy [1.320#] |
Synonyms | 10 fahabetsahana, habetsaka |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/28 |