Entry | 1 betroka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanabontsinana ny tena, na noho ny avonavona na noho ny hatezerana, toy ny fanaon' ny tanalahy mambontsina ny vozony rehefa ilay tezitra vonon-kiady iny izy 4 Rahona, fandrahonana [1.1] |
Explanations in English |
5 inflation of the soft protuberant parts, as the throat when it is swollen, or the chameleon when it puffs out its body. [1.2] |
Examples |
6 Vaky betroka ny laingany. [2.69#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 bekotra, betroka, boketra, botreka |
Updated on 2023/10/24 |