Entry | 1 mamaky betroka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manao izay hahafolaka ny avonavon' ny olona iray mampangaihay, mahakepoka |
Explanations in French |
4 [1.3] confondre, mettre à découvert le faux, le mal |
Elementary words | 5 mamaky, betroka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |