Entry | azoazo (azo) | ||||||
Part of speech | participle | ||||||
Explanations in Malagasy | Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra [1.1] | ||||||
Explanations in English | Pleased with, preferred, grateful. [1.2] | ||||||
Found pleasing, approved of [1.7] | |||||||
Explanations in French | Obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites) Préféré [1.3] | ||||||
Approuvé, préféré [1.8] | |||||||
Examples | Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io
[2.472] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Entry | azoazo | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | [Provincial] Ranon' afero [1.1] | ||||||
Explanations in French | [Tankarana] Bile. (afèro). [1.19] | ||||||
Vocabulary | Biology | ||||||
Anagrams | azoazo, ozaoza |
Updated on 2023/08/16 |