|
|
|
|

Entry1  atody miady amam-bato
Elementary words  2  atody, miady, amana, vato
Part of speech  3  locution
Examples  4  [2.470] Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy
5  [4.14] atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka

Updated on 2024/12/07