|
|
|
|

Entry1  arebireby
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Avezika atsy avezika aroa: Narebirebin-dRakoto ny zanany
Adalaina, fitahina: Tsy azonao arebireby aho
Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza arebireby amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa
Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Narebirebin' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana
Explanations in French  4  [1.3#519] Qu’on trouble, qu'on embarrasse, qu'on égare, qu'on dupe
Examples  5  [1.342#] azo arebireby sy kolikolena amin' ny fitiavam-boninahitra sy ny volan-Jodasy
Root  6  rebireby
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  rebirebena

Anagrams  12  arebireby, beriberia

Updated on 2025/01/21