|
|
|
|

Entry1  rebirebena
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza rebirebena amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa
Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Norebireben' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana
Root  4  rebireby
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  arebireby

Updated on 2024/12/11