Entry 1/3 aotra (otra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina manotra: tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako [1.1]
Explanations in English Scratching. [1.2]
Explanations in French (la main) avec laquelle on frictionne [1.3]
Morphology 
Present : aotra, aotrako, aotranao, aotrany, aotrantsika, aotranay, aotranareo, aotr', ao-, aotry
Past : naotra, naotro, naotrao, naony, naotsika, naotray, naotrareo, naotr', nao-, naotry
Future : haotra, haotro, haotrao, haony, haotsika, haotray, haotrareo, haotr', hao-, haotry
Imperative : aory

Entry 2/3 aotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy"nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io:5, 50 = 5 X 10 [1.1]
Explanations in French Zéro (Anglais nought ou ought) [1.3]
 Zéro [1.5, 1.13]
International symbols 0 [3.1]
Vocabulary 
Synonyms zerô
Compound words 
Titles Ampamoaka aotra telo
Origin English: nought, ought.
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Article 

Entry 3/3 aotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/12/04