Entry 1/2 | hao | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1] | ||||
Katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13] | |||||
Explanations in English | A louse, a tick. [1.2] | ||||
A louse [1.7] | |||||
Explanations in French | Pou [1.8, 1.13, 1.82] | ||||
Examples | Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila.
[2.528] | ||||
Vocabulary | Zoology: invertebrates | ||||
Morphology |
| ||||
Compound words |
| ||||
Zoonyms |
| ||||
Proverbs | Proverbs containing the word hao | ||||
Article | Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly | ||||
Entry 2/2 | hao | ||||
Part of speech | adverb | ||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Eny [1.78] | ||||
Explanations in French | [Taisaka] Oui [1.82] | ||||
Anagrams | aho, hao, hoa |
Updated on 2023/06/12 |