|
|
|
|

Entry1  antaranoana
Elementary words  2  antara, noana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandrakizay doria alaovalo
Explanations in English  5  [1.2] everlasting. Used after mandrakizay.
Examples  6  [2.285#] fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao;
7  [2.113#] Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana.
Compound words 

Anagrams  9  anantaranao, anantaraona, anantaroana, anatrananao, antaranoana, nanaratanao, nanaratoana, nanataranao

Updated on 2025/01/21