|
|
|
|

Entry (1/2)1  ankasoavana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#89] Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana
Examples  4  [2.299#124] Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
Root  5  soa
Antonyms  6  ankaratsiana
Compound words 

Entry (2/2)8  an-kasoavana
Part of speech  9  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  10  [1.1#89] Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy
Explanations in English  11  [1.7] in good times, in times of prosperity
Explanations in French  12  [1.3#613, 1.8] dans la prospĂ©ritĂ©
Examples  13  [2.588#23] ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
Antonyms  14  ankaratsiana
Proverbs  15  Proverbs containing the word an-kasoavana

Anagrams  16  ankasoavana, an-kasoavana

Updated on 2025/04/19