|
|
|
|

Entry (1/2)1  ankaratsiana
Root  2  ratsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1#89]
Examples  5  Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124]
Compound words 

Entry (2/2)7  an-karatsiana
Part of speech  8  adverb
Explanations in Malagasy  9  Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1#89]
Explanations in English  10  in evil days [1.7]
Explanations in French  11  dans l'épreuve [1.3#613]
12  dans le malheur [1.8]
Examples  13  ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23]
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word an-karatsiana
Tables and plates  16  All the adverbs

Anagrams  17  an-karatsiana, ankaratsiana, an-karatsiana, ankaratsiana

Updated on 2023/08/19