Entry | 1 angoronan-damba |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny |
Elementary words | 4 angoronana, lamba |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |