|
|
|
|

Entry (1/2)1  angamerana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  karazam-biby anaty rano izay mafy sy marokoroko ny hodiny, ka azo anaovana honkon' antsy, na varombom-pamaky na angady, ets. ; ny tendron-drambony aza dia fanao zaran' antsy. Atao hoe koa angaMIra izy. [1.10#A.243]
4  Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra [1.1]
Explanations in English  5  [mira, equal.] Name of some animal of which the skin is imported to make knife-handles, rings, or ferrules [Provincial] [1.2]
Examples  6  Nony ilay efa natory tsara iny ny olona, dia nesoriny ny angamerana niakanjoany [2.69]

Entry (2/2)7  angamerana
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Anaran-kazon' ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Vernonia merana) [1.1]
Explanations in French  10  (de angatra et merana) Brachylaena merana (Baker) Humbert (Asteraceae). En dépit de son nom, cet arbre n'est pas toxique. Il fournit un bois employé en construction. C'est quand on l'employait à la construction des tombeaux qu'il était nommé angamerana. [Merina] [1.196]
Vocabulary  11  Botany: tree
Synonyms  12  merana
Scientific name 

Updated on 2020/07/31