|
|
|
|

Entry1  angalarina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay
Explanations in English  4  [1.2] to be stolen, to be taken away.
Examples  5  [4.27#] Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony.
Root  6  halatra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word angalarina

Anagrams  12  angalarany, angalarina

Updated on 2025/01/21