Entry | 1 izaho |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: 4 Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ. 5 (Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: 6 Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1] |
Explanations in English |
7 see aho. [1.2] 8 I (emphatic) [1.7] |
Explanations in French |
9 je, moi. 10 Manao izaho ity: faire l'important. [1.3, 1.8] 11 je, moi (s'emploie au début de la phrase). [1.5] 12 je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [Tanala] [1.6] |
Explanations in Italian |
13 io [1.18] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Tables and plates |
20 All the pronouns 21 All the pronouns |
Anagrams | 22 haizo, izaho |
Updated on 2024/08/30 |