|
|
|
|

Entry1  andriambavilanitra
Elementary words  2  andriana, vavy, lanitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary
Explanations in English  5  [1.2] a title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly.
Examples  6  [2.296#] Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
7  [2.528#] Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka.
Vocabulary  8  Forms of Address

Updated on 2024/12/07