Entry | 1 fanampiana |
Root | 2 ampy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Vonjy, famonjena 5 Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany [1.1] |
Explanations in English |
6 help [1.7] |
Explanations in French |
7 aide, secours [1.8] 8 aide [1.13] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |