Entry (1/2) | 1 sahaza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny [1.1] |
Entry (2/2) | 4 sahaza |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy |
6 Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao? 7 Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho 8 Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity [1.1] |
Explanations in English |
9 fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him) [1.7] |
Explanations in French |
10 approprié, qui vous va; suffisant, convenable; Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela) [1.8] 11 suffisant [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word sahaza |
Updated on 2020/07/31 |