|
|
|
|

Entry (1/3)1  amby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  amin'ny, sy [Betsimisaraka] [1.78]
4  Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny
5  Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [1.1]
6  elanelan'ny iditra sy ny voaka [1.13]
Explanations in English  7  excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [1.2]
8  excess, surplus [1.7]
Explanations in French  9  excédent, surplus [1.8]
10  solde, reste [1.13]
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  26  Proverbs containing the word amby

Entry (2/3)27  amby
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [1.13]
Explanations in French  30  chiffres des unités [1.13]
Vocabulary  31  Mathematics: arithmetic

Entry (3/3)32  amby
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34  vehivavy ratsy fitondran-tena [Taimoro] [1.78]

Anagrams  35  amby, mbay

Updated on 2023/04/20