|
|
|
|

Entry1  ambin' ny folo
Elementary words  2  amby, folo
Part of speech  3  adjective
Examples  4  Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo. [2.472]
5  Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo. [1.320]
6  Roa ambin' ny folo no isany. [2.649]
7  Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy. [2.508]
8  Efatra ambin' ny folo izy rehetra. [2.996]
9  Dimy ambin' ny folo no sahiko! [2.285]
10  Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. [2.996]
Vocabulary  11  Mathematics: arithmetic
Other spellings  12  ambinifolo
Compound words 

Updated on 2023/10/30