|
|
|
|

Entry1  ambongadiny
Root  2  vongady, -ny
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay
Explanations in English  5  [1.7] at wholesale buying and selling
Explanations in French  6  [1.3] vente en gros
7  [1.8, 1.13] en gros
Examples  8  [2.529#140] Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny?
9  [2.470#103] Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony;
10  [2.436#] ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika.
Vocabulary  11  Economy: trade
Antonyms  12  antsinjarany
Analogs  13  vongadiny
Compound words 

Anagrams  17  ambongadiny, angadinomby

Updated on 2025/01/21