|
|
|
|

Entry1  antsinjarany
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in English  3  [1.7] at retail
Explanations in French  4  [1.8] au détail (commerce)
Examples  5  [2.436#] ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika.
Vocabulary  6  Economy: trade
Root  7  tsinjara, -ny
Antonyms  8  ambongadiny
Compound words 

Anagrams  10  antsinjarany, natsinjarany, nitsinjarana

Updated on 2025/01/21