Entry | 1 ambanivohitra |
Elementary words | 2 ambany, vohitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe [1.1] |
Explanations in English |
5 The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. [1.2] 6 the country; country people [1.7] |
Explanations in French |
7 la campagne, à la campagne, la brousse; campagnard [1.8] |
Examples |
8 Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4] 9 "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48] 10 Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [2.472] |
Vocabulary |
11 Geography: (in general) |
Titles |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word ambanivohitra |
Updated on 2023/06/14 |