|
|
|
|

Entry1  Alatsara
Elementary words  2  ala, tsara
Part of speech  3  name (toponym) [Full list]
Examples  4  [2.508] Tamin'ny voalohany dia lasan'Andrianonibe I i Alatsara.
5  [2.508] Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy.
6  [2.508] Nanafika nianatsimo koa izy ka nahazo an'i Vohitsafy, izay novany anarana hoe Alatsara.
7  [2.508] Kanjo taty aoriana dia resin' Andriambelonandro indray izy ka lasan'i Vohibato ihany Alatsara, mbamin'i Avomalaza, Ambohitravo andrefana, Angavo, Fihaika ary Alasora ary efa niomana haka an'Anosa koa indray.

Updated on 2024/12/10