Entry (1/2) | 1 ala kaforo |
Part of speech | 2 locution |
Vocabulary |
3 Religions, Beliefs |
Explanations in English | 4 A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. [1.2] |
Explanations in French | 5 nom d'un destin [1.3] |
Examples |
6 Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. [1.381#] 7 Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69] |
Elementary words | 8 ala, kaforo |
Entry (2/2) | 9 alakaforo |
Part of speech | 10 noun |
Vocabulary |
11 Emotions |
Explanations in Malagasy | 12 Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. [1.1] |
Explanations in French | 13 opiniâtreté, persistence [1.3] |
Anagrams | 14 ala kaforo, alakaforo, ala kaforo, alakaforo |
Updated on 2023/06/12 |