Entry (1/3) | 1 akora |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka. [1.1] |
Explanations in English |
4 shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka. Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out) [1.2] 5 shouting; jeers [1.7] |
Explanations in French |
6 acclamation; huées [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word akora |
Entry (2/3) | 16 akora |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 sifotra (an-tanety na an-drano) [Tanala]
[1.78] 19 Sifotra [Tambahoaka, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanosy] [1.78] 20 Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody [1.1] 21 sifotr' ala [Sakalava] [1.1] 22 fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra [1.13] |
Explanations in English |
23 a shell; a shell-fish. [1.2] 24 seashells; coral [1.7] |
Explanations in French |
25 coquillage; la coque des oeufs [1.8] 26 coque, coquille [1.13] |
Vocabulary |
27 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Illustrations |
|
Entry (3/3) | 33 akora |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in Malagasy |
35 vato na mineraly tsy voadio [1.13] |
Explanations in French |
36 minéraux [1.13] |
Synonyms | 37 akorambato |
Compound words |
|
Anagrams | 44 akaro, akora, karao, koara, oraka, raoka, roaka |
Updated on 2023/08/11 |