|
|
|
|

Entry1  akoralava
Elementary words  2  akora, lava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany [1.1]
Explanations in English  5  [lava, long.] A prolonged or continuous shout. [1.2]
6  prolonged or continuous shouting; [1.7]
Explanations in French  7  acclamations sans fin [1.8]
Examples  8  akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray! [2.587]
9  Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava. [2.508#183]
10  akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy. [2.643#103]
Other spellings  11  akora
Proverbs  12  Proverbs containing the word akoralava

Updated on 2023/05/31