|
|
|
|

Entry1  akaiky
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay
4  Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray
5  Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao
6  Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany
7  Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy [1.1]
Explanations in English  8  near, near together, near by, close at hand. [1.2]
9  near [1.7]
Explanations in French  10  comme akeky [1.3#13]
11  près [1.8]
Examples  12  Misy lahindrano mandalo eo akaiky. [2.472]
13  Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e! [2.470]
14  Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany. [1.38]
Morphology 
15  Simple :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
21  unkLabel:5av: :
22  Adverbs :
Other spellings  23  akeky
Compound words 
Tables and plates  26  All the adverbs

Updated on 2023/10/29