Entry | 1 akeky |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in French |
3 voisin, proche, près, auprès: Akekin' ny tranoko ny azy (Sa maison est voisine de la mienne) ~ Akeky ihany ny alehako (Je vais tout près) ~ Akeky foana ny tranony (Sa maison est tout près) ~ Akeky lavitra ny tanàna (Le village est près, mais le chemin qui y mène est long) ~ Mipetraha eto akekiko (Asseyez-vous ici près de moi) [1.3] |
Examples |
4 Ny zavatra ao akeky ny fantsakana [2.48] 5 dia akeky alakarabo andro vokatra [2.48] 6 Ary ny Borozany rehetra isam-paheniny, ary isam-pirazanana ao anatin'ny am-paheniny hiany izany, dia samy vory avokoa, ao amin'izay fotoana hiangonany, ao akeky ny fokony hiany [2.59#107] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Other spellings | 14 akaiky |
Compound words |
|
Tables and plates |
16 All the adverbs |
Updated on 2023/10/27 |