Entry (1/2) | 1 ajanony |
Root | 2 janona |
Part of speech | 3 imperative of passive verb ajanona [Full list] |
Examples |
4 [1.1] ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina 5 [AmbondronA] ajanony any raha toy izany foana, / ajanony any fa mandany fotoana, / Vao may mati-kambo, sy mampidingin-drambo, / ajanony any samy miala! |
Entry (2/2) | 6 ajanony |
Root | 7 janona |
Part of speech | 8 passive verb ajanona and pronoun |
Anagrams | 9 ajanony, anjanoi, anjanoy, anjoani, Anjoany, anjonia, aonjany, aonjina, ianjona, ijanona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |