Entry |
manahy
(ahy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manana eritreritra be ny amin' ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina tsara Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana [1.1]
|
Explanations in English | To be solicitous about, to have suspicions of, to disturb, to perturb, to render solicitous and uneasy. [1.2]
|
| To care for, to be concerned about ; to worry [1.7]
|
Explanations in French | S'occuper de; avoir de l'inquiétude [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
manahy |
Past : |
nanahy |
Future : |
hanahy |
Imperative : |
manahia |
|
Compound words |
|
|
Entry |
manahy
(hahy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamelatra zavatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Manahy vary [1.1]
|
Explanations in English | To dry by exposure to the sun or air. [1.2]
|
Morphology |
Present : |
manahy |
Past : |
nanahy |
Future : |
hanahy |
Imperative : |
manahaza |
|
Compound words |
|
|