|
|
|
|

Entry (1/3)1  voafina
Root  2  afina
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.10#A81]
5  [1.1]
Explanations in English  6  concealed, hidden
7  buried, in speaking of a deceased sovereign [1.2]
Explanations in French  8  caché, recelé, tu [1.3]
Examples  9  Naseho miharihary tsy voafina intsony. [2.643#]
10  ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy [2.996#12.11.2]
11  Angamba ho voafina ianareo amin' ny andro fahatezeran' i Jehovah. [2.996#43.2.3]
12  izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#]
13  izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#]
Morphology 
14  Past :
Other spellings  15  voaafina

Entry (2/3)16  voafina
Root  17  fina
Part of speech  18  past participle
Explanations in English  19  measured by the space included by the tip of the forefinger and the thumb. [1.2]
Vocabulary  20  Space

Entry (3/3)21  voafina
Root  22  fina
Part of speech  23  past participle
Explanations in English  24  pressed close by the hands, held fast [1.2]

Anagrams  25  fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafina

Updated on 2023/03/04