Entry | 1 miafina |
Root | 2 afina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miery mba tsy ho hita [1.1] |
Explanations in English |
5 to be concealed, to be in hiding. [1.2] 6 to hide [1.7] |
Explanations in French |
7 Se cacher [1.3, 1.8] 8 être caché [1.3] |
Examples |
9 Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324] 10 Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [2.471] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word miafina |
Anagrams | 19 faminia, fimiaña, miafina, mifañia |
Updated on 2023/01/20 |