|
|
|
|

Entry1  afangaro
Root  2  fangaro
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.62] atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany
Examples  5  [1.1] afangaro amin' ny fasika ny simenitra
6  [1.1] Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano
7  [1.1] Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo
8  [2.313#] Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay;
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  afangaro, afarango, angarofa, farangoa

Updated on 2025/01/21