Entry | 1 fangaro |
Root | 2 haro |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy 5 Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina 6 Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [1.1] |
Explanations in French |
7 combinaison [1.13] |
Examples |
8 Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro; [1.240#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 fangaro, fangora, farango |
Updated on 2023/10/12 |