Entry | 1 afangaro (fangaro) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy | 3 atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany [1.62] |
Examples |
4 afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1] 5 Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [1.1] 6 Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [1.1] 7 Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; [2.313#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 afangaro, afarango |
Updated on 2023/08/16 |