Entry | 1 adaboka |
Root | 2 daboka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay |
Explanations in English |
5 [1.2] used of that which is thrown down violently |
Explanations in French |
6 [1.3] Qu'on jette en bas, qu'on rosse |
Examples |
7 [2.436#] Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina. 8 [2.606#] adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka. |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 adaboka, boadaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |