|
|
|
|

Entry (1/4)1  daka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [1.1]
Explanations in French  4  son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [1.3]
Vocabulary  5  Sound
Derivatives 
6  Names :

Entry (2/4)7  daboka
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Enti-milaza: Fianjerana
10  Fitsorana mivalampatra
11  Halavoana
12  Fiaiken-keloka na fibabohana
13  Famelezana, fanatontana. [1.1]
14  kapoka mafy [2.285#314]
Explanations in English  15  [1.2]
Explanations in French  16  action de battre [1.3, 1.5]
17  Chute, état de celui qui est couché, de tout son long
18  action de rosser [1.3]
19  action de tomber, de se précipiter de haut en bas, d'abandonner [1.5]
Derivatives 
20  Active verbs :
21  Passive verbs :
22  Relative verbs :
23  Names :
24  Adjectives :
Synonyms  25  daraboka

Entry (3/4)26  daboka
Part of speech  27  adjective
Explanations in Malagasy  28  Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [1.1]
Explanations in French  29  plein, gras [1.3]
Examples  30  Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny [2.314]
Compound words 

Entry (4/4)32  daboka
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34  hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [1.13]
Explanations in French  35  sablière [1.13]
36  élément de charpente [3.1]
Vocabulary  37  Economy: buildings, public works

Anagrams  38  bodaka, daboka, dabòka, dobaka, kaboda, bodaka, daboka, dabòka, dobaka, kaboda

Updated on 2023/10/23