|
|
|
|

Entry1  sakafo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo [1.1]
5  Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay [1.1]
6  Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina [1.1]
Explanations in English  7  Food, a meal [1.7]
Explanations in French  8  Repas; mets, aliments [1.8]
Examples  9  Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina; [2.324]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Nouns :
16  Adjectives :
Elementary words  17  saka, afo
Compound words 
Titles 
Proverbs  27  Proverbs containing the word sakafo
Article  28  Randzavola: sakafo ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/10/02