|
|
|
|

Entry1  misakafo (sakafo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? [1.1]
Explanations in English  4  to eat a meal [1.7]
Explanations in French  5  prendre un repas [1.8]
Examples  6  antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470]
7  Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word misakafo

Anagrams  13  fisomàka, misakafo, misokafa

Updated on 2023/01/20