Entry (1/2) | 1 ohabolana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] a proverb 5 [1.2] an adage, a trite saying |
Explanations in French |
6 [1.8] proverbe |
Examples |
7 [2.48] dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. |
Vocabulary |
8 Literature: (in general) |
Elementary words | 9 ohatra, volana |
Synonyms | 10 fitenenana |
Titles |
Tables and plates |
24 PROVERBS |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 32 Ohabolana |
Part of speech | 33 name (biblical book) |
Explanations in Malagasy |
34 [1.38] Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly |
Explanations in English |
35 [2.996] Proverbs: one of the books of the Bible |
Explanations in French |
36 [2.996] Proverbes: un des livres de la Bible |
Vocabulary |
37 Holy Scriptures |
Elementary words | 38 ohabolana |
Anagrams | 39 hobalanao, ohabolana |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |