|
|
|
|

Entry1  Ohabolana vaovao
Elementary words  2  ohabolana, vaovao
Part of speech  3  name (book title)
Explanations in Malagasy  4  navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. [2.299#9]
Author  5  Ratsimbazafy Louis

Updated on 2023/06/12